Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Eksodosy 34:19 - Baiboly Katolika

19 «Ahy ny lahy voalohan-teraka rehetra; toy izany koa, ny lahy voalohan-teraky ny biby ompiana rehetra, na omby na ondry.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Izay voalohan-teraka rehetra no Ahy, dia ny lahy amin’ny voalohan-teraky ny bibinao, na omby na ondry aman’osy;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

19 «Ahy ny voalohan-teraka rehetra, ary anatin’izany ny bibinareo; ka ny voalohan-teraky ny omby na ondry na osy dia tsy maintsy atolotra Ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 «Ahy ny voalohan-teraka rehetra, ary anatin’izany ny bibinareo; ka ny voalohan-teraky ny omby na ondry na osy dia tsy maintsy atolotra Ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Izay voalohan-teraka rehetra no Ahy, dia ny lahy amin’ny voalohan-teraky ny bibinao, na omby na ondry aman-osy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Izay voalohan-teraka rehetra no Ahy, dia ny lahy amin'ny voalohan-teraky ny bibinao, na omby na ondry aman'osy;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Izay voalohan-teraka rehetra no Ahy, dia ny lahy amin’ny voalohan-teraky ny bibinao, na omby na ondry aman’osy;

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 34:19
7 Rohy Ifampitohizana  

Nametra-teny izahay fa hanatitra ao an-tranon’i Iaveh isan-taona ny voaloham-bokatry ny taninay sy ny santatry ny voankazo rehetra avy amin’ny hazo mamoa rehetra,


dia hatokanao ho an’i Iaveh ny lahy matoa rehetra, ary koa ny lahy voalohan-teraky ny biby izay hanananao, fa an’i Iaveh ny lahy.


«Atokàny ho Ahy ny lahy matoa rehetra, izay lahy matoa rehetra amin’ny zanak’i Israely, na olona na biby fa Ahy izany.»


«Aza milasilasy amin’ny fanaterana amiko ny voaloham-bokatry ny varinao sy ny voalobokao. Atolory ahy ny lahy matoa amin’ny zanakao lahy.


Ny santatry ny voaloham-bokatra rehetra isan-karazany, mbamin’ny fanatitra rehetra isan-karazany haterinareo, dia ho an’ny mpisorona; omeo ny mpisorona koa ny santatry ny fitotoam-barinareo, mba hitoeran’ny tso-drano ao amin’ny tranonareo.


araka ny voasoratra ao amin’ny Lalàn’ny Tompo hoe: «Ny lahy voalohan-teraka rehetra dia hatao hoe masina ho an’ny Tompo,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra