Eksodosy 29:8 - Baiboly Katolika8 Ary ampandrosoy koa ireo zanany, ka ampiakanjoy ny tonîka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Ento koa ireo zanany ka ampiakanjoy akanjo lava. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Ampanatony ireo zanakalahin’i Aharôna, ary ampanaovy ny akanjo vita peta-kofehy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Ampanatony ireo zanakalahin’i Aharôna, ary ampanaovy ny akanjo vita peta-kofehy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary ny zanany dia ento koa, ka ampiakanjoy akanjo lava. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary ny zanany dia ento koa, ka ampiakanjoy akanjo lava. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Ento koa ireo zanany ka ampiakanjoy akanjo lava. Jereo ny toko |