Eksodosy 29:5 - Baiboly Katolika5 Raha efa izany alao ireo fanamiana, ka ampiankanjoy an’i Aarôna ny akanjo anatiny, ny akanjo lavan’ny efôda, ary ny efôda sy ny saron-tratra, dia etrao amin’ny fehikibon’ny efôda izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Dia ento ireo fitafiana ka ampiakanjoy an’i Arona ny akanjo lava sy ny akanjobe misy ny efoda ary ny efoda sy ny saron-tratra, ary afehezo azy ny fehikibo momba ny efoda; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Avy eo dia ampiakanjoy an’i Aharôna ny fanamiana voatokana: dia ny akanjo lava ivelany, ny akanjo vita peta-kofehy, ny efôda ary ny saron-tratra, ka afatory ny samboadin’ny efôda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Avy eo dia ampiakanjoy an’i Aharôna ny fanamiana voatokana: dia ny akanjo lava ivelany, ny akanjo vita peta-kofehy, ny efôda ary ny saron-tratra, ka afatory ny samboadin’ny efôda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary alao ny fitafiana, ka ampiakanjoy an’i Arona ny akanjo lava sy ny akanjo ivelany misy ny efoda ary ny efoda sy ny saron-tratra, ary fehezo amin’ny fehin-kibo momba ny efoda izy; Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary alao ny fitafiana ka ampiakanjoy an'i Arona ny akanjo lava sy ny akanjo ivelany misy ny efoda ary ny efoda sy ny saron-tratra ary fehezo amin'ny fehin-kibo mamba ny efoda izy; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Dia ento ireo fitafiana ka ampiakanjoy an’i Arona ny akanjo lava sy ny akanjobe misy ny efoda* ary ny efoda sy ny saron-tratra, ary afehezo azy ny fehikibo momba ny efoda; Jereo ny toko |