Eksodosy 29:37 - Baiboly Katolika37 Hafitoana no hanaovanao fanoneram-pahotana ho an’ny ôtely sy hanamasinanao azy, dia ho masina indrindra ny ôtely, ary ho masina avokoa izay mikasika ny ôtely.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201137 Hafitoana no hanaovanao fanavotana ho an’ny alitara sy hanamasinanao azy; dia ho masina indrindra ny alitara ary ho masina izay rehetra mikasika azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA37 Haharitra fito andro koa io lanonana io; ka raha afaka izany, dia ho masina indrindra ny alitara, ary izay rehetra mahakasika azy na olona na zavatra dia hiharan-doza. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Haharitra fito andro koa io lanonana io; ka raha afaka izany, dia ho masina indrindra ny alitara, ary izay rehetra mahakasika azy na olona na zavatra dia hiharan-doza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy37 Hafitoana no hanaovanao fanavotana ho an’ny alitara sy hanamasinanao azy; dia ho masina indrindra ny alitara, ary ho masina izay rehetra manendry azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible37 Hafitoana no hanaovanao fanavotana ho an'ny alitara sy hanamasinanao azy; dia ho masina indrindra ny alitara, ary ho masina izay rehetra manendry azy. Jereo ny toko |