Eksodosy 25:39 - Baiboly Katolika39 Volamena madio talenta iray no hanaovana ny fanaovan-jiro sy ny fanaka rehetra momba azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201139 Volamena tsy miharo, talenta iray, no hanaovana azy mbamin’ireny fanaka rehetra ireny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA39 Vongam-bolamena madio telopolo kilao no hampiasaina hanaovana ny fitoeran-jiro sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara39 Vongam-bolamena madio telopolo kilao no hampiasaina hanaovana ny fitoeran-jiro sy ny fitaovana rehetra miaraka aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy39 Volamena tsara talenta iray no hanaovana azy mbamin’ireny fanaka rehetra ireny. Jereo ny tokoMalagasy Bible39 Volamena tsara talenta iray no hanaovana azy mbamin'ireny fanaka rehetra ireny. Jereo ny toko |