Eksodosy 25:28 - Baiboly Katolika28 Hazo akasià no hanaovanao ny bao ary hasianao takela-bolamena; dia hitondrana ny latabatra ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Hazo akasia no anaovy ny bao ka petaho takelaka volamena; amin’ireo no hilanjana ny latabatra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Hazo mimôzà no hanaovana ny bao roa, izay horakofana takela-bolamena; ary ireo no hilanjàna ny latabatra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Hazo mimôzà no hanaovana ny bao roa, izay horakofana takela-bolamena; ary ireo no hilanjàna ny latabatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Ary hazo akasia no anaovy ny bao, ka petaho takela-bolamena; ary amin’ireo no hilanjana ny latabatra. Jereo ny tokoMalagasy Bible28 Ary hazo akasia no anaovy ny bao, ka petaho takela-bolamena; ary amin'ireo no hilanjana ny latabatra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Hazo akasia no anaovy ny bao ka petaho takelaka volamena; amin’ireo no hilanjana ny latabatra. Jereo ny toko |