Eksodosy 25:10 - Baiboly Katolika10 «Hanao fiara hazo akasià izy; roa akiho sy sasany ny lavany, ary iray akiho sy sasany ny sakany, ary iray akiho sy sasany ny haavony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Ary ampanaovy vata amin’ny hazo akasia izy: Roa hakiho sy sasany ny lavany, iray hakiho sy sasany ny sakany ary iray hakiho sy sasany ny haavony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 «Hisy Vatamasina hamboarina amin’ny hazo mimôzà; ka mirefy 125 santimetatra ny lavany, 75 santimetatra ny sakany ary 75 santimetatra ny haavony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 «Hisy Vatamasina hamboarina amin’ny hazo mimôzà; ka mirefy 125 santimetatra ny lavany, 75 santimetatra ny sakany ary 75 santimetatra ny haavony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary asaovy manao fiara hazo akasia izy: roa hakiho sy sasany ny lavany, ary iray hakiho sy sasany ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny hahavony. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary asaovy manao fiara hazo akasia izy: roa hakiho sy sasany ny lavany; ary iray hakiho sy sasany ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny hahavony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Ary ampanaovy vata amin’ny hazo akasia izy: Roa hakiho* sy sasany ny lavany, iray hakiho sy sasany ny sakany ary iray hakiho sy sasany ny haavony. Jereo ny toko |