Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Bokin’i Daniela 14:41 - Baiboly Katolika41 Dia noesoriny avy tao an-davaky ny liona izy. Ary ireo nitady hahafaty azy kosa no nasainy natsipy tao, ka voarapaka vetivety foana, teo imasony. Jereo ny toko |