Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Bokin’i Daniela 14:39 - Baiboly Katolika39 Nony tamin’ny andro fahafito, tonga ny mpanjaka hitomany an’i Daniela; nanatona ny lavaka izy, dia nijery ary indro i Daniela nipetraka teo afovoan’ny liona. Jereo ny toko |