Apokalipsy 3:3 - Baiboly Katolika3 Koa tsarovy ny fampianarana noraisinao sy nohenoinao, dia tano izany, ka mibebaha. Fa raha tsy miambina ianao, dia ho avy ao aminao toy ny mpangalatra Aho, ka tsy ho fantatrao izay ora hiaviako ao aminao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Dia tsarovy ny amin’ny nandraisanao sy ny nandrenesanao, ary tano mafy ka mibebaha. Fa raha tsy miambina ianao dia ho avy toy ny mpangalatra Aho ka tsy ho fantatrao izay ora hiaviako aminao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA3 Koa tsarovy izay fomba nandraisanao sy nihainoanao ny tenin’Andriamanitra ary dia tano izany ka ialao ny toe-dratsinao. Raha tsy miambina ianao, dia ho avy toy ny mpangalatra Aho, ka tsy ho fantatrao izay ora hiaviako aminao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Koa tsarovy izay fomba nandraisanao sy nihainoanao ny tenin’Andriamanitra ary dia tano izany ka ialao ny toe-dratsinao. Raha tsy miambina ianao, dia ho avy toy ny mpangalatra Aho, ka tsy ho fantatrao izay ora hiaviako aminao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Dia tsarovy ny amin’ny nandraisanao sy ny nandrenesanao, ary tano mafy, ka mibebaha. Koa raha tsy hiambina hianao, dia ho tonga toy ny fihavin’ny mpangalatra Aho, ka tsy ho fantatrao izay ora hihaviako aminao. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Dia tsarovy ny amin'ny nandraisanao sy ny nandrenesanao, ary tano mafy, ka mibebaha. Koa raha tsy hiambina ianao, dia ho tonga toy ny fihavin'ny mpangalatra Aho, ka tsy ho fantatrao izay ora hihaviako aminao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Dia tsarovy ny amin’ny nandraisanao sy ny nandrenesanao, ary tano mafy ka mibebaha. Fa raha tsy miambina ianao dia ho avy toy ny mpangalatra Aho ka tsy ho fantatrao izay ora hiaviako aminao. Jereo ny toko |