Apokalipsy 3:16 - Baiboly Katolika16 fa noho ianao matimaty, na hoe tsy mangatsiaka tsy mafana, dia efa haloan’ny vavako ianao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Fa satria matimaty ianao ka tsy mafana na mangatsiaka dia mila haloan’ny vavako ianao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Saingy noho ianao matimaty ka tsy mafana tsy mangatsiaka, dia efa haloan’ny vavako ianao! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Saingy noho ianao matimaty ka tsy mafana tsy mangatsiaka, dia efa haloan’ny vavako ianao! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Fa satria matimaty hianao ka tsy mafana na mangatsiaka, dia efa haloan’ny vavako hianao; Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Fa satria matimaty ianao ka tsy mafana na mangatsiaka, dia efa haloan'ny vavako ianao; Jereo ny toko |