Apokalipsy 3:1 - Baiboly Katolika1 Manorata koa ho an’ny Anjelin’ny Eglizin’i Sarda: Izao no lazain’Ilay manana ny Fanahy fiton’Andriamanitra sy ny kintana fito: Fantatro ny asanao; malaza hoe velona ianao, nefa maty. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ary soraty ho an’ny anjelin’ny Fiangonana any Sardisy: Izao no lazain’Ilay manana ny Fanahy fiton’Andriamanitra sy ny kintana fito: Fantatro ny asanao, fa manana anarana ho velona ianao, kanjo maty. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 –Manorata ho an’ny anjelin’ny Fiangonana any Sardy: «Izao no lazain’Ilay manana ny Fanahy Masina ombàm-panomezana fito avy amin’Andriamanitra sy mitana ny kintana fito: Fantatro ny asanao; fantatro fa malaza hoe velona ianao, kanjo maty. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 –Manorata ho an’ny anjelin’ny Fiangonana any Sardy: «Izao no lazain’Ilay manana ny Fanahy Masina ombàm-panomezana fito avy amin’Andriamanitra sy mitana ny kintana fito: Fantatro ny asanao; fantatro fa malaza hoe velona ianao, kanjo maty. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 Ary soraty ho amin’ny anjelin’ny fiangonana any Sardisy: Izao no lazain’Ilay manana ny Fanahy fiton’Andriamanitra sy ny kintana fito: Fantatro ny asanao, fa manana anarana ho velona hianao, kanjo maty ihany. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Sardisy: Izao no lazain'ilay manana ny Fanahy fiton'Andriamanitra sy ny kintana fito: Fantatro ny asanao, fa manana anarana ho velona ianao, kanjo maty ihany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Ary soraty ho an’ny anjelin’ny Fiangonana any Sardisy: Izao no lazain’Ilay manana ny Fanahy fiton’Andriamanitra sy ny kintana fito: Fantatro ny asanao, fa manana anarana ho velona ianao, kanjo maty. Jereo ny toko |