Apokalipsy 22:1 - Baiboly Katolika1 Dia nasehony ahy ity onin-dranovelona, mangarangarana toy ny kristaly, nivoaka avy ao amin’ny seza fiandrianan’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry, namaky ny kianjan’ny tanàna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ary nasehony ahy ny ony nisy ranon’aina, manganohano tahaka ny vato kristaly, nivoaka avy teo amin’ny sezafiandrianan’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Dia nasehon’ny anjely tamiko ity onin-dranovelona manganohano toy ny vato kristaly, nivoaka avy teo amin’ilay sezafiandrianana ipetrahan’Andriamanitra sady ipetrahan’ny Zanakondry. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Dia nasehon’ny anjely tamiko ity onin-dranovelona manganohano toy ny vato kristaly, nivoaka avy teo amin’ilay sezafiandrianana ipetrahan’Andriamanitra sady ipetrahan’ny Zanakondry. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 Ary izy naneho ahy onin’ny ranon’aina, manganohano tahaka ny vato krystaly, nivoaka avy teo amin’ny seza fiandrianan’Andriamanitra sy ny Zanak’ondry Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary izy naneho ahy onin'ny ranon'aina, manganohano tahaka ny vato krystaly, nivoaka avy teo amin'ny seza fiandrianan'Andriamanitra sy ny Zanak'ondry Jereo ny toko |
Ary reko ny voaary rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany ary any ambanin’ny tany, mbamin’izay any anaty ranomasina, sy ny zavatra rehetra ao anatin’ireo indray nilaza hoe: «Ho an’Ilay mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana sy ho an’ny Zanak’ondry anie ny dera sy ny haja, ary ny voninahitra amam-pahefana mandrakizay mandrakizay!»