Apokalipsy 21:5 - Baiboly Katolika5 Dia hoy Ilay nipetraka teo ambony seza fiandrianana: «Indro havaoziko ny zavatra rehetra.» Ary hoy koa Izy: «Soraty fa marina sy mahatoky ireo teny ireo.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Ary hoy Ilay mipetraka eo ambonin’ny sezafiandrianana: Indro, havaoziko ny zavatra rehetra. Ary hoy koa Izy: Soraty, fa mahatoky sy marina ireo teny ireo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Dia hoy Ilay mipetraka eo ambony sezafiandrianana hoe: «Indro havaoziko ny zavatra rehetra!» Avy eo Izy no niteny tamiko hoe: –Soraty, satria azo antoka sy marim-pototra ireo teny ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Dia hoy Ilay mipetraka eo ambony sezafiandrianana hoe: «Indro havaoziko ny zavatra rehetra!» Avy eo Izy no niteny tamiko hoe: –Soraty, satria azo antoka sy marim-pototra ireo teny ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary hoy Ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana: Indro, havaoziko ny zavatra rehetra. Ary hoy koa Izy: Soraty; fa mahatoky sy marina ireo teny ireo. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary hoy Ilay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrianana: Indro, havaoziko ny zavatra rehetra. Ary hoy koa Izy: Soraty; fa mahatoky sy marina ireo teny ireo. Jereo ny toko |