Apokalipsy 2:16 - Baiboly Katolika16 Koa mibebaha, fa raha tsy izany dia ho avy aminao faingana Aho, ka hamely an’ireo amin’ny sabatry ny vavako. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Koa mibebaha; fa raha tsy izany dia ho avy aminao haingana Aho ka hamely ireo amin’ny sabatry ny vavako. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Koa ialao ny toe-dratsinao; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao faingana Aho ka hamely an’ireo amin’ilay sabatra mivoaka avy eo am-bavako. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Koa ialao ny toe-dratsinao; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao faingana Aho ka hamely an’ireo amin’ilay sabatra mivoaka avy eo am-bavako. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Koa dia mibebaha; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao faingana Aho ka hamely ireo amin’ny sabatry ny vavako. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Koa dia mibebaha; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao faingana Aho ka hamely ireo amin'ny sabatry ny vavako. Jereo ny toko |