Apokalipsy 2:1 - Baiboly Katolika1 Manorata ho an’ny Anjelin’ny Eglizin’i Efezy: Izao no lazain’Ilay mitana ny kintana fito eo an-tanany ankavanana, sy mandeha eo afovoan’ny fanaovan-jiro volamena fito: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Soraty ho an’ny anjelin’ny Fiangonana any Efesosy: Izao no lazain’Ilay mihazona ny kintana fito eny an-tanany havanana sady mandeha eo afovoan’ny fitoeran-jiro volamena fito: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 –Manorata ho an’ny anjelin’ny Fiangonana any Efeso: «Izao no lazain’Ilay mihazona ny kintana fito eo an-tanany ankavanana sady mandeha eo afovoan’ny fitoeranjiro volamena fito: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 –Manorata ho an’ny anjelin’ny Fiangonana any Efeso: «Izao no lazain’Ilay mihazona ny kintana fito eo an-tanany ankavanana sady mandeha eo afovoan’ny fitoeranjiro volamena fito: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 SORATY ho amin’ny anjelin’ny fiangonana any Efesosy. Izao no lazain’Ilay mihazona ny kintana fito eny an-tànany ankavanana sady mandeha eo afovoan’ny fanaovan-jiro volamena fito: Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Soraty ho amin'ny anjelin'ny fiangonana any Efesosy. Izao no lazain'ilay miharona ny kintana fito eny an-tànany ankavanana sady mandeha eo afovoan'ny fanaovan-jiro volamena fito: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Soraty ho an’ny anjelin’ny Fiangonana any Efesosy: Izao no lazain’Ilay mihazona ny kintana fito eny an-tanany havanana sady mandeha eo afovoan’ny fitoeran-jiro volamena fito: Jereo ny toko |