Apokalipsy 12:1 - Baiboly Katolika1 Nony inona, nisy famantarana lehibe niseho teny an-danitra, dia Vehivavy anankiray nitafy masoandro, ny volana no teo an-tongony, kintana roa ambin’ny folo no satroboninahitra teny an-dohany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ary nisy famantarana lehibe hita tany an-danitra, dia vehivavy mitafy ny masoandro, ary ny volana no eo ambanin’ny tongony ary misy satroboninahitra kintana roa amby folo amin’ny lohany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Ary nisy famantarana lehibe niseho teny amin’ny habakabaka, dia vehivavy anankiray: ny masoandro no toy ny lamba nisalorany, ny volana no teo an-tongony; ary kintana 12 no satroboninahitra teo amin’ny lohany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Ary nisy famantarana lehibe niseho teny amin’ny habakabaka, dia vehivavy anankiray: ny masoandro no toy ny lamba nisalorany, ny volana no teo an-tongony; ary kintana 12 no satroboninahitra teo amin’ny lohany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY nisy famantarana lehibe hita tany an-danitra, dia vehivavy mitafy ny masoandro, ary ny volana no eo ambanin’ny tongony, ary misy satroboninahitra kintana roa ambin’ny folo amin’ny lohany, Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary nisy famantarana lehibe hita tany an-danitra, dia vehivavy mitafy ny masoandro, ary ny volana no eo ambanin'ny tongony, ary misy satro-boninahitra kintana roa ambin'ny folo amin'ny lohany, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Ary nisy famantarana lehibe hita tany an-danitra, dia vehivavy mitafy ny masoandro, ary ny volana no eo ambanin’ny tongony ary misy satroboninahitra kintana roa amby folo amin’ny lohany. Jereo ny toko |