Apokalipsy 10:6 - Baiboly Katolika6 ka nianiana tamin’ilay Velona mandrakizay mandrakizay, dia Ilay nahary ny lanitra mbamin’izay ao aminy, sy ny tany mbamin’izay ao aminy ary ny ranomasina mbamin’izay ao aminy, fa tsy hisy andro intsony; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 ka nianiana tamin’Izay velona mandrakizay mandrakizay, dia Ilay nahary ny lanitra sy ny ao aminy, ny tany sy ny ao aminy ary ny ranomasina sy ny ao aminy, fa tsy hisy fotoana andrasana intsony, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 sady nianiana tamin’Ilay velona mandrakizay mandrakizay, dia Ilay nahary ny habakabaka mbamin’izay ao aminy, sy ny tany mbamin’izay ao aminy, ary ny ranomasina mbamin’izay ao aminy; ka hoy ilay anjely hoe: –Tsy hisy hataka andro intsony! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 sady nianiana tamin’Ilay velona mandrakizay mandrakizay, dia Ilay nahary ny habakabaka mbamin’izay ao aminy, sy ny tany mbamin’izay ao aminy, ary ny ranomasina mbamin’izay ao aminy; ka hoy ilay anjely hoe: –Tsy hisy hataka andro intsony! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 ary nianiana tamin’Izay velona mandrakizay mandrakizay, dia Ilay nahary ny lanitra sy ny ao aminy ary ny tany sy ny ao aminy ary ny ranomasina sy ny ao aminy fa tsy hisy andro intsony; Jereo ny tokoMalagasy Bible6 ary nianiana tamin'izay velona mandrakizay mandrakizay, dia Ilay nahary ny lanitra sy ny ao aminy ary ny tany sy ny ao aminy ary ny ranomasina sy ny ao aminy fa tsy hisy andro intsony; Jereo ny toko |