Amosa 2:2 - Baiboly Katolika2 dia handefa ny afo ho ao amin’i Moaba Aho, ka handevona ny lapan’i Kariota izany; ary i Moaba ho faty ao anatin’ny tabataba be, sy ny akoran’ady, mbamin’ny feon-trômpetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 handefasako afo ao Moaba ka handevona ireo lapan’i Kiriota izany; ho faty ao anatin’ny tabataba i Moaba, amin’ny horakoraka sy ny fanenon’ny anjomara; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 Handefasako afo ny tanin’i Môaba ka ho levon’izany koa ireo lapa ao Kiriôta; ho faty ao anatin’ny kotaba ny Môabita, ho faty ao anatin’ny akoran’ady sy ny feon-trompetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Handefasako afo ny tanin’i Môaba ka ho levon’izany koa ireo lapa ao Kiriôta; ho faty ao anatin’ny kotaba ny Môabita, ho faty ao anatin’ny akoran’ady sy ny feon-trompetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Fa haterako afo ao Moaba, Ka handevona ny tranoben’i Kiriota izany; Ary Moaba ho faty amin’ny tabataba Sy amin’ny akora ary ny fanenon’ny anjomara; Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Fa hataoko afo ao Moaba, ka handevona ny tranoben'i Kiriota izany; Ary Moaba ho faty amin'ny tabataba sy amin'ny akora ary ny fanenon'ny anjomara; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 handefasako afo ao Moaba ka handevona ireo lapan’i Kiriota izany; ho faty ao anatin’ny tabataba i Moaba, amin’ny horakoraka sy ny fanenon’ny anjomara; Jereo ny toko |