Amosa 1:8 - Baiboly Katolika8 haringako ny mponina rehetra ao Azota, sy izay mitana tehim-panjakana ao Askalôna; dia hafotitro amin’i Akarôna indray ny tanako; ka ho faty izay sisa amin’ny Filistinina,» hoy ny Tompo Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Hofoanako tsy hisy mponina i Asdoda ary tsy hisy hitana tehim-piandrianana ao Askelona; haveriko hamely an’i Ekrona ny tanako ka ho fongana izay sisa amin’ny Filistina, hoy NY TOMPO Andriamanitra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Dia haringako ny mponina ao Asdôda sy ilay mpitana tehim-panjakana ao Askelôna; ary hahodiko hamely an’i Hekrôna ny tanako ka ho faty izay sisa amin’ny Filistinina. Izaho Tompo ANDRIANANAHARY no miteny.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Dia haringako ny mponina ao Asdôda sy ilay mpitana tehim-panjakana ao Askelôna; ary hahodiko hamely an’i Hekrôna ny tanako ka ho faty izay sisa amin’ny Filistinina. Izaho Tompo ANDRIANANAHARY no miteny.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary hofoanako Asdoda tsy hisy mponina, Ary Askelona tsy hisy hitana tehina fanapahana; Dia haveriko ny tànako hamely an’i Ekrona, Ka ho faty izay sisa amin’ny Filistina, hoy Jehovah Tompo. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary hofoanako Asdoda tsy hisy mponina, ary Askelona tsy hisy hitana tehina fanapahana; Dia haveriko ny tanako hamely an'i Ekrona, ka ho faty izay sisa amin'ny Filistina, hoy Jehovah Tompo Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Hofoanako tsy hisy mponina i Asdoda ary tsy hisy hitana tehim-piandrianana ao Askelona; haveriko hamely an’i Ekrona ny tanako ka ho fongana izay sisa amin’ny Filistina, hoy NY TOMPO Andriamanitra. Jereo ny toko |