Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 15:37 - Baiboly Katolika37 fa hankalaza ny andro faha-13n’ny volana faha-12 atao hoe Adara, amin’ny teny siriaka, dia ny omalin’ny andro atao hoe andron’i Mardokea. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara37 Izany àry ny zava-nitranga momba an’i Nikanôra. Nanomboka tamin’izay fotoana izay no nipetraka ho fananan’ny Jiosy i Jerosalema, ka ajanoko eto koa ny fitantaràko. Jereo ny toko |