Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 11:31 - Baiboly Katolika31 Ka aoka ny Jody hihinana izay fihinany sy hanaraka ny lalàny tahaka ny taloha, ka aza misy omena soketa noho izay diso nataony tsy amim-pahalalana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Aoka ny Jiosy hihinana izay sakafo fihinany sy hanaraka ny lalànany tahaka ny taloha, ka aza misy omena soketa noho izay diso nataony tsy amim-pahalalana. Jereo ny toko |