Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 10:34 - Baiboly Katolika34 Nitoky tamin’ny hamafin’ny tanàna ny nafahirano, ka tsy nitsahatra ny niteny ratsy an’Andriamanitra sy namoaka vava fankahalana ny fivavahana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Natoky ny hamafin’ilay toerana ireo voafahirano, ka tsy nitsahatra naniratsira an’Andriamanitra sy namoaka vava fankahalana ny fivavahana jiosy. Jereo ny toko |