Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 10:32 - Baiboly Katolika32 I Timoteo nandositra tao an-tanàna anankiray mafy dia mafy atao hoe Gazàra, notapahin’i Sereasa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Ny tenan’i Timôty aza lasa nitsoaka tao amin’ny toera-mafy anankiray voaambina tsara, atao hoe Gezera, izay Kereà no mpitari-tafika tao. Jereo ny toko |