Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 10:31 - Baiboly Katolika

31 Miaramila an-tongotra 20.500, sy an-tsoavaly 600 no maty tamin’izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Miaramila an-tongotra nisy antokon-tafika roapolo sy andian-tafika dimy ary koa miaramila an-tsoavaly nisy andian-tafika enina no maty tamin’izany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 10:31
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra