Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 9:28 - Baiboly Katolika

28 Ny tany Ejipta sy ny tany rehetra, dia samy nangalan-tsoavaly ho an’i Salômôna avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Nakana soavaly avy tany Ejipta sy tany amin’ny tany rehetra koa i Solomona.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

28 Ny soavalin’i Salômôna kosa dia avy any Ejipta na avy any amin’ny tany hafa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Ny soavalin’i Salômôna kosa dia avy any Ejipta na avy any amin’ny tany hafa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Ary nangalana soavaly avy tany Egypta sy tany amin’ny tany rehetra koa Solomona.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Ary nangalana soavaly avy tany Egypta sy tany amin'ny tany rehetra koa Solomona.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

28 Nakana soavaly avy tany Ejipta sy tany amin’ny tany rehetra koa i Solomona.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 9:28
6 Rohy Ifampitohizana  

Avy tany Ejipta no niavian’ny soavalin’i Salômôna: antokony iray tamin’ny mpandranton’ny mpanjaka no nandeha naka azy amin’andiany, araka ny vidiny efa nifanekena.


Avy any Ejipta no niavian’ny soavalin’i Salômôna, antokony iray tamin’ny mpandranton’ny mpanjaka no nandeha naka azy amin’andiany, araka ny vidiny efa nifanekena:


volafotsy 600 sikla no fahazoana mampakatra sy mamoaka kalesy iray avy tany Ejipta, ary 150 sikla no fahazoana soavaly iray. Fa torak’izany ihany koa no nitondran’izy ireo ho an’ny mpanjakan’ny Heteanina rehetra sy ny mpanjakan’i Siria.


Nanana fihinanam-bilona 4.000 i Salômôna, ho an’ny soavaliny hatao amin’ny kalesiny, ary mpitaingin-tsoavaly 12.000, izay napetrany tamin’ireo tanàna fitoeran-kalesy ary tao Jerosalema akaikin’ny mpanjaka.


Loza ho an’ireo izay midina hitady vonjy any Ejipta; miantehitra amin’ny soavaly, ary mitoky amin’ny kalesy, noho ny hamaroan’ireny, sy amin’ny mpitaingin-tsoavaly, noho izy matanjaka; nefa ilay Masin’i Israely tsy mba andrandrainy; ary i Iaveh tsy tadiaviny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra