2Tantara 9:16 - Baiboly Katolika16 ary ampinga madinika telon-jato tamin’ny volamena voatefy, volamena telon-jato sikla avy no lany tamin’ny isan’ampinga, dia napetraky ny mpanjaka tao amin’ilay trano alan’i Libàna ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Nanao ampinga volamena telonjato tamin’ny volamena voafisaka koa izy ka takelaka volamena milanja sekela telonjato no napetaka tamin’ny ampinga iray. Dia napetraky ny mpanjaka tao amin’ny trano Alan’i Libanona ireo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Dia nampamboatra ampinga kely telonjato tamina metaly miharo volamena koa izy; ka lanjam-bolamena telo kilao avy no nilaina isan’ampinga. Ary napetran’ny mpanjaka tao amin’ilay trano antsoina hoe «Alan’i Libano» ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Dia nampamboatra ampinga kely telonjato tamina metaly miharo volamena koa izy; ka lanjam-bolamena telo kilao avy no nilaina isan’ampinga. Ary napetran’ny mpanjaka tao amin’ilay trano antsoina hoe «Alan’i Libano» ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Ary nanao ampinga volamena telon-jato koa izy tamin’ny volamena voafisaka, ka takela-bolamena sekely telon-jato no napetaka tamin’ny ampinga iray. Dia napetraky ny mpanjaka tao amin’ny trano Alan’i Libanona ireo. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Ary nanao ampinga volamena telonjato koa izy tamin'ny volamena voafisaka, ka takela-bolamena sekely telon-jato no napetaka tamin'ny ampinga iray. Dia napetraky ny mpanjaka tao amin'ny trano Alan'i Libanona lreo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Nanao ampinga volamena telonjato tamin’ny volamena voafisaka koa izy ka takelaka volamena milanja sekela telonjato no napetaka tamin’ny ampinga iray. Dia napetraky ny mpanjaka tao amin’ny trano Alan’i Libanona ireo. Jereo ny toko |