2Tantara 9:11 - Baiboly Katolika11 Ka ny hazo santala dia nanaovan’ny mpanjaka arofanina amin’ny tranon’i Iaveh sy ny tranon’ny mpanjaka, ary harpa aman-dokanga ho an’ny mpihira. Tsy mbola nisy nahita hazo toy izany taloha, teo amin’ny tanin’i Jodà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Ary ny hazo almoga dia nataon’ny mpanjaka ambaratonga ho amin’ny tranon’NY TOMPO sy ny lapan’andriana ary nanamboarany lokanga sy valiha ho an’ny mpihira koa; tsy mbola nisy nahitana toy izany teo aloha tamin’ny tanin’ny Joda. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Ny hazo sarobidy dia nanaovan’i Salômôna gorodona ho an’ny tranon’ny TOMPO sy ny lapan’andriamanjaka ary koa nanamboarany lokanga sy valiha ho an’ny mpihira; ka tsy mbola nisy hita toy izany taloha teo amin’ny tamin’i Joda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Ny hazo sarobidy dia nanaovan’i Salômôna gorodona ho an’ny tranon’ny TOMPO sy ny lapan’andriamanjaka ary koa nanamboarany lokanga sy valiha ho an’ny mpihira; ka tsy mbola nisy hita toy izany taloha teo amin’ny tamin’i Joda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary ny hazo almoga dia nataon’ny mpanjaka ambaratonga mankamin’ny tranon’i Jehovah sy ny lapan’andriana ary nataony lokanga sy valiha ho an’ny mpihira koa; ary tsy mbola nisy hita toy izany teo aloha tamin’ny tanin’ny Joda. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary ny hazo almoga dia nataon'ny mpanjaka ambaratonga mankamin'ny tranon'i Jehovah sy ny lapan'andriana ary nataony lokanga sy valiha ho an'ny mpihira koa; ary tsy mbola nisy hita toy izany teo aloha tamin'ny tanin'ny Joda. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Ary ny hazo almoga dia nataon’ny mpanjaka ambaratonga ho amin’ny tranon’NY TOMPO sy ny lapan’andriana ary nanamboarany lokanga sy valiha ho an’ny mpihira koa; tsy mbola nisy nahitana toy izany teo aloha tamin’ny tanin’ny Joda. Jereo ny toko |