2Tantara 36:12 - Baiboly Katolika12 Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh Andriamaniny izy, ary tsy nanetry tena teo anatrehan’i Jeremia mpaminany, izay niteny taminy, tamin’ny anaran’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO Andriamaniny izy, fa tsy nanetry tena teo anatrehan’i Jeremia mpaminany izay nilaza ny tenin’Andriamanitra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO Andriamaniny izy, ary tsy mba niaiky heloka teo anatrehan’i Jeremià mpaminany, izay nilaza hafatra avy amin’ny TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO Andriamaniny izy, ary tsy mba niaiky heloka teo anatrehan’i Jeremià mpaminany, izay nilaza hafatra avy amin’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary nanao izay ratsy eo imason’i Jehovah Andriamaniny izy, fa tsy nanetry tena teo anatrehan’i Jeremia mpaminany, izay nilaza ny tenin’Andriamanitra. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah Andriamaniny izy, fa tsy nanetry tena teo anatrehan'i Jeremia mpaminany, izay nilaza ny tenin'Andriamanitra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO Andriamaniny izy, fa tsy nanetry tena teo anatrehan’i Jeremia mpaminany izay nilaza ny tenin’Andriamanitra. Jereo ny toko |