2Tantara 34:19 - Baiboly Katolika19 Nony efa nandre ny tenin’ny lalàna ny mpanjaka, dia nandriatra ny fitafiany, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Rehefa ren’ny mpanjaka ny tenin’ny lalàna dia nandriatra ny fitafiany izy Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 Nony ren’i Jôsià mpanjaka ny teny tao amin’ny Lalàna, dia nandriatra fitafiana izy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Nony ren’i Jôsià mpanjaka ny teny tao amin’ny Lalàna, dia nandriatra fitafiana izy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Ary rehefa ren’ny mpanjaka ny tenin’ny lalàna, dia nandriatra ny fitafiany izy Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Ary rehefa ren'ny mpanjaka ny tenin'ny lalàna, dia nandriatra ny fitafiany izy Jereo ny toko |
noho ianao natahotra sy nanetry tena teo anatrehan’i Iaveh, tamin’ny nandrenesanao izay tononiko hanjò ity fitoerana ity sy ny mponina ao aminy, fa hoe ho tonga fitairana sy fanozona izy, ary noho ianao nandriatra ny fitafianao sy nitomany teo anatrehako, dia efa nihaino anao kosa Aho. - teny marin’i Iaveh: