2Tantara 34:11 - Baiboly Katolika11 Dia nomeny ny mpandrafitra hazo sy ny mpandrafitra vato izany, ary nividianany vato voapaika sy hazo handrafetana ny tafo ary hanisiana sakamandimby hatao amin’ny trano nosimban’ny mpanjakan’i Jodà. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 dia nomeny ho an’ny mpandrafitra sy ny mpandatsa-bato hamidy vato voapaika sy hazo hatao sakamandimby ary lampihazo ho amin’ny trano izay nosimban’ny mpanjakan’ny Joda. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 dia nanomezany karama ny mpandrafitra sy mpandatsa-bato izany sy nividianany vato voapaika na hazo sakamandimby sady nanatevenana ny efitrano izay navelan’ireo mpanjakan’i Joda hihasimba. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 dia nanomezany karama ny mpandrafitra sy mpandatsa-bato izany sy nividianany vato voapaika na hazo sakamandimby sady nanatevenana ny efitrano izay navelan’ireo mpanjakan’i Joda hihasimba. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 dia nomeny ho an’ny mpandrafitra sy ny mpandatsa-bato hamidy vato voapaika sy hazo hatao sakamandimby sy lampihazo ho amin’ny trano izay nosimban’ny mpanjakan’ny Joda. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 dia nomeny ho an'ny mpandrafitra sy ry mpandatsa-bato hamidy vato voapaika sy hazo hatao sakamandimby sy lampihazo ho amin'ny trano izay nosimban'ny mpanjakan'ny Joda. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 dia nomeny ho an’ny mpandrafitra sy ny mpandatsa-bato hamidy vato voapaika sy hazo hatao sakamandimby ary lampihazo ho amin’ny trano izay nosimban’ny mpanjakan’ny Joda. Jereo ny toko |