2Tantara 32:25 - Baiboly Katolika25 Tsy namaly araka ny soa noraisiny anefa i Ezekiasa fa nisondrotra ny fanahiny, ka niharan’ny fahatezeran’i Iaveh izy mbamin’i Jodà sy i Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Kanefa tsy mba namaly araka izay soa efa natao taminy i Hezekia; fa niavonavona ny fony dia niharan’ny fahatezerana izy mbamin’ny Joda sy Jerosalema. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA25 I Hezekià kosa tsy mba namaly araka izay soa efa natao taminy; fa niavonavona am-po izy ka niharan’ny fahatezeran’Andriamanitra ny tenany mbamin’i Joda sy i Jerosalema. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 I Hezekià kosa tsy mba namaly araka izay soa efa natao taminy; fa niavonavona am-po izy ka niharan’ny fahatezeran’Andriamanitra ny tenany mbamin’i Joda sy i Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Fa Hezekia tsy mba namaly araka izay soa efa natao taminy; fa niavonavona ny fony, dia niharan’ny fahatezerana izy mbamin’ny Joda sy Jerosalema. Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Fa Hezekia tsy mba namaly araka izay soa efa natao taminy; fa niavonavona ny fony, dia niharan'ny fahatezerana izy mbamin'ny Joda sy Jerosalema. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache25 Kanefa tsy mba namaly araka izay soa efa natao taminy i Hezekia; fa niavonavona ny fony dia niharan’ny fahatezerana izy mbamin’ny Joda sy Jerosalema. Jereo ny toko |
Faly tamin’ireo iraka i Ezekiasa, ka naneho tamin’ireo ny trano rehetra fitahirizan-java-tsoany, dia ny volafotsy sy ny volamena, ny zava-manitra sy menaka sarobidy, ary ny trano fitahirizam-piadiany, mbamin’izay rehetra tao amin’ny firaketana: tsy nisy tsy nasehon’i Ezekiasa tamin’izy ireo, na ny tao an-tranony, na ny tamin’ny taniny.
Faly i Ezekiasa tamin’ny nahatongavan’ireo iraka ireo ka nasehony azy ny trano fitahirizany ny rakiny, ny volafotsy amam-bolamena, ny zava-manitra aman-diloilo sarobidy, ny trano fitahirizam-piadiany, mbamin’izay rehetra tao amin’ny trano firaketany; tsy nisy tsy nasehon’i Ezekiasa an’ireo na ny tao an-tranony, na ny teo amin’ny fanjakany rehetra.
Ry zanak’olona, lazao ny mpanjakan’i Tira hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Noho ny fonao nanandra-tena, sady ianao nanao hoe: Andriamanitra aho, no ipetrahako eo anivon’ny ranomasina, seza fiandrianan’Andriamanitra; nefa olombelona ihany ianao, fa tsy Andriamanitra tsy akory, na dia ataonao ho toy ny fon’Andriamanitra aza ny fonao!