2Tantara 30:17 - Baiboly Katolika17 Ny Levita dia notendrena hamono ny soron’ny Paka, ho an’izay rehetra tsy madio mba hanokana azy ireo ho an’i Iaveh; fa betsaka ny olona teo amin’ny fiangonana no tsy mbola nanamasina ny tenany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Fa nisy maro ny tao amin’ny fiangonana no tsy mba nanamasina ny tenany, koa ny levita no nampamonoina ny Paska hisolo izay rehetra tsy madio mba hanamasina azy ho an’NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Nisy maro manko tamin’ny vahoaka tafangona no tsy mbola nidio tena; dia ny levita no nampamonoina ny biby fanolotra amin’ny Paska ka nisolo izay rehetra tsy madio mba hampisy hasina ny sorony amin’ny TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Nisy maro manko tamin’ny vahoaka tafangona no tsy mbola nidio tena; dia ny levita no nampamonoina ny biby fanolotra amin’ny Paska ka nisolo izay rehetra tsy madio mba hampisy hasina ny sorony amin’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Fa nisy maro tao amin’ny fiangonana izay tsy mba nanamasina ny tenany, ka dia ny Levita no nampamonoina ny Paska hisolo izay rehetra tsy madio mba hanamaisna azy ho an’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Fa nisy maro tao amin'ny fiangonana izay tsy mba nanamasina ny tenany, ka dia ny Levita no nampamonoina ny Paska hisolo izay rehetra tsy madio mba hanamasina azy ho an'i Jehovah. Jereo ny toko |