2Tantara 29:16 - Baiboly Katolika16 Niditra tao anatin’ny tranon’i Iaveh ny mpisorona hanadio azy, navoakany avokoa ny loto hitany tao an-tempolin’i Iaveh ho amin’ny kianjan’ny tranon’i Iaveh, dia noraisin’ny Levita hoentiny any an-dohasahan’i Sedrôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Ary niditra tao amin’ny efitra anatiny amin’ny tranon’NY TOMPO ny mpisorona mba hanadio azy, koa navoakany ho eo an-kianjan’ny tranon’NY TOMPO ny zava-maloto rehetra izay hitany tao an-tempolin’NY TOMPO. Nandray ireny kosa ny levita ka navoakany ho any amin’ny lohasahan-driaka Kidrona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Ny mpisorona no niditra tao amin’ny efitrano malalaka anatiny amin’ny tranon’ny Tompo mba hanadio izany ary namoaka ny fanaka maloto rehetra izay hitany tao amin’ny Toeramasin’ny TOMPO ho eo an-kianjan’ny tranon’ny TOMPO; ny levita kosa nandray ireny mba havoakany ho any amin’ny lohasahan-driaka Kidrôna. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Ny mpisorona no niditra tao amin’ny efitrano malalaka anatiny amin’ny tranon’ny Tompo mba hanadio izany ary namoaka ny fanaka maloto rehetra izay hitany tao amin’ny Toeramasin’ny TOMPO ho eo an-kianjan’ny tranon’ny TOMPO; ny levita kosa nandray ireny mba havoakany ho any amin’ny lohasahan-driaka Kidrôna. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Ary ny mpisorona niditra tao amin’ny efitra anatiny amin’ny tranon’i Jehovah mba hanadio azy, ka navoakany ny loto rehetra izay hitany tao an-tempolin’i Jehovah ho eo an-kianjan’ny tranon’i Jehovah. Ary ny Levita kosa nandray ireny havoakany ho any amin’ny lohasahan-driaka Kidrona. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Ary ny mpisorona niditra tao amin'ny efitra anatiny amin'ny tranon'i Jehovah mba hanadio azy, ka navoakany ny loto rehetra izay hitany tao an-tempolin'i Jehovah ho eo an-kianjan'ny tranon'i Jehovah. Ary ny Levita kosa nandray ireny havoakany ho any amin'ny lohasahan-driaka Kidrona. Jereo ny toko |