Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 29:12 - Baiboly Katolika

12 Dia nitsangana ny Levita: i Mahata zanak’i Amasaia, i Joela zanak’i Azariasa, tamin’ny taranak’i Kaatita; tamin’ny taranaky ny Merarita, i Kisa zanak’i Abdỳ, i Azariasa zanak’i Jalaleela; tamin’ny Gersônata, i Jôah zanak’i Zemà, i Edena zanak’i Jôah;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Dia nitsangana ny levita, dia i Mahata, zanak’i Amasay sy i Joela, zanak’i Azaria avy amin’ny taranaky ny Kehatita; avy amin’ny taranak’i Merary dia i Kisy, zanak’i Abdia, sy i Azaria, zanak’i Jehalalila; avy amin’ny Gersonita dia i Joa, zanak’i Zima sy i Edena, zanak’i Joa;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

12 Ireto avy ny levita tonga teo: tamin’ny terak’i Kehata dia i Mahata zanakalahin’i Hamasay ary i Jôela zanakalahin’i Hazarià; tamin’ny terak’i Merarỳ dia i Kisy zanakalahin’i Habdỳ ary i Hazarià zanakalahin’i Jehalaleela; tamin’ny Gersônita, dia i Jôa zanakalahin’i Zimà, ary i Hedera zanakalahin’i Jôà;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Ireto avy ny levita tonga teo: tamin’ny terak’i Kehata dia i Mahata zanakalahin’i Hamasay ary i Jôela zanakalahin’i Hazarià; tamin’ny terak’i Merarỳ dia i Kisy zanakalahin’i Habdỳ ary i Hazarià zanakalahin’i Jehalaleela; tamin’ny Gersônita, dia i Jôa zanakalahin’i Zimà, ary i Hedera zanakalahin’i Jôà;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Dia nitsangana ny Levita, dia Mahata, zanak’i Amasay, sy Joela, zanak’i Azaria, tamin’ny taranaky ny Kehatita; ary tamin’ny taranak’i Merary dia Kisy, zanak’i Abdia, sy Azaria, zanak’i Jehalalila; ary tamin’ny Gersonita dia Joa, zanak’i Zima, sy Edena, zanak’i Joa;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Dia nitsangana ny Levita, dia Mahata, zanak'i Amasay, sy Joela, zanak'i Azaria, tamin'ny taranaky ny Kehatita; ary tamin'ny taranak'i Merary dia Kisy, zanak'i Abdia, sy Azaria, zanak'i Jehalalila; ary tamin'ny Gersonita dia Joa, zanak'i Zima, sy Edena, zanak'i Joa;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Dia nitsangana ny levita, dia i Mahata, zanak’i Amasay sy i Joela, zanak’i Azaria avy amin’ny taranaky ny Kehatita; avy amin’ny taranak’i Merary dia i Kisy, zanak’i Abdia, sy i Azaria, zanak’i Jehalalila; avy amin’ny Gersonita dia i Joa, zanak’i Zima sy i Edena, zanak’i Joa;

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 29:12
11 Rohy Ifampitohizana  

i Dariba mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy; i Asàna mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Betsemesa mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy;


tamin’ny taranak’i Elisafàna: i Samrỳ sy i Jahiela; tamin’ny taranak’i Asafa: i Zakariasa sy i Mataniasa;


ary i Jahiela, i Azariasa, i Nahata, i Asaela, i Jerimota, i Jôzabada, i Eliala, i Jesmakiasa, i Mahata sy i Banaiasa no mpikarakara nofehezin’i Kôneiasa sy i Semeià rahalahiny, araka ny nandaharan’i Ezekiasa mpanjaka sy i Azariasa mpanapaka ao amin’ny tranon’Andriamanitra, an’izany.


Nisy fehiny niandry raharaha homeny azy ireo, tao amin’ny tanànan’ny mpisorona, dia i Edena, i Benjamina, i Jesoe, i Semeiàsa, i Amariasa, i Sekeniasa, izay niadidy ny fizaràna ho an’ny rahalahiny, araka ny antokony avy, na ny lehibe na ny kely;


Izao no zanaka lahin’i Levỳ, araka ny anarany avy: I Gersôna, i Kaata ary i Merarỳ.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra