Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 28:7 - Baiboly Katolika

7 Novonoin’i Zekri mpiadin’i Efraima, i Maasiasa zanaky ny mpanjaka, sy i Ezrikà lehiben’ny tao an-tranon’ny mpanjaka, ary i Elkanà, faharoa manarakaraka ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Ary i Zikry, lehilahy mahery tamin’ny Efraima, dia namono an’i Mahaseia, zanaky ny mpanjaka, sy i Azrikama, mpanapaka ny tao an-dapa, ary i Elkana, izay lefitry ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

7 Ary i Zikrỳ, lehilahy maherifo tamin’ny Efraimita, no namono nahafaty an’i Mahaseia zanakalahin’i Ahaza mpanjaka sy namono nahafaty an’i Hazrikama mpifehy ny tao an-dapa ary namono nahafaty an’i Elkanà izay mpiara-miasa akaiky indrindra tamin’ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Ary i Zikrỳ, lehilahy maherifo tamin’ny Efraimita, no namono nahafaty an’i Mahaseia zanakalahin’i Ahaza mpanjaka sy namono nahafaty an’i Hazrikama mpifehy ny tao an-dapa ary namono nahafaty an’i Elkanà izay mpiara-miasa akaiky indrindra tamin’ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary Zikry, lehilahy mahery tamin’ny Efraima, namono an’i Mahaseia, zanaky ny mpanjaka, sy Azrikama, mpanapaka ny trano, ary Elkana, izay nanarakaraka ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary Zikry, lehilahy mahery tamin'ny Efraima, namono an'i Mahaseia, zanaky ny mpanjaka, sy Azrikama, mpanapaka ny trano, ary Elkana, izay nanarakaraka ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Ary i Zikry, lehilahy mahery tamin’ny Efraima, dia namono an’i Mahaseia, zanaky ny mpanjaka, sy i Azrikama, mpanapaka ny tao an-dapa, ary i Elkana, izay lefitry ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 28:7
6 Rohy Ifampitohizana  

Nampitaingeniny ny kalesiny faharoa izy, ary nisy niantso teo alohany hoe: «Mandohaliha.» Toy izany no nananganana azy ho mpanapaka ny tany Ejipta.


Ataovy avo sasaka ny vola entinareo, ary ento indray koa ilay vola natao tao am-bava-lasàkanareo, sao hadisoana no nanaovana azy tao.


Koa nalain’ireo olona ireo izany fanomezana izany, ary nentiny teo an-tanany ny vola avo sasaka, mbamin’i Benjamina, dia niainga izy nidina nankany Ejipta, ary niseho teo anatrehan’i Josefa.


Indray andro monja dia nisy 120.000, samy lehilahy mahery avokoa, no matin’i Fasea zana-dRomeliasa, tamin’i Jodà, satria izy ireo nahafoy an’i Iaveh Andriamanitry ny razany.


Nisy 200.000 ny vehivavy sy zazalahy aman-jazavavy azon’ny zanak’i Israely sambo-belona tamin’ireo rahalahiny, sady be dia be koa ny babo nalainy tamin’ireo, ary ny babo nentiny nankany Samaria.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra