2Tantara 28:16 - Baiboly Katolika16 Tamin’izany andro izany i Akaza mpanjaka naniraka olona hangata-bonjy amin’ireo mpanjakan’i Asiria, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Tamin’izany andro izany i Ahaza mpanjaka dia nandefa iraka tany amin’ny mpanjakan’i Arama nangataka azy hanampy azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 Tamin’izany andro izany i Ahaza mpanjaka no nandefa iraka ho any amin’ny mpanjakan’i Asiria mba hangataka ny any hanampy azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Tamin’izany andro izany i Ahaza mpanjaka no nandefa iraka ho any amin’ny mpanjakan’i Asiria mba hangataka ny any hanampy azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Tamin’izany andro izany Ahaza mpanjaka naniraka tany amin’ny mpanjakan’i Asyria nangataka ny any hanampy azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 famin'izany andro izany Ahaza mpanjaka naniraka tany amin'ny mpanjakan'i Asyria nangataka ny any hanampy azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Tamin’izany andro izany i Ahaza mpanjaka dia nandefa iraka tany amin’ny mpanjakan’i Arama nangataka azy hanampy azy. Jereo ny toko |