2Tantara 26:12 - Baiboly Katolika12 Ny isan’ny loham-pianakaviana, izay samy mpiady mahery avokoa, dia 2.600 no tontaliny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Eninjato sy roa arivo ny isan’ny lohan’ny fianakaviana rehetra, dia lehilahy mahery avokoa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Andiany roa nisy olona eninjato no filohan-tarika nibaiko ireo miaramila maherifo ireo; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Andiany roa nisy olona eninjato no filohan-tarika nibaiko ireo miaramila maherifo ireo; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Enin-jato amby roa arivo no isan’ny lohan’ny fianakaviana rehetra, dia lehilahy mahery avokoa. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Enin-jato amby roa rivo no isan'ny lohan'ny fianakaviana rehetra, dia lehilahy mahery avokoa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Eninjato sy roa arivo ny isan’ny lohan’ny fianakaviana rehetra, dia lehilahy mahery avokoa. Jereo ny toko |