Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 21:5 - Baiboly Katolika

5 32 taona i Jôrama fony vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tao Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Roa amby telopolo taona i Jehorama raha nanomboka nanjaka ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

5 Feno 32 taona i Jôrama fony tonga mpanjaka; ary naharitra valo taona no nanjakany tao Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Feno 32 taona i Jôrama fony tonga mpanjaka; ary naharitra valo taona no nanjakany tao Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Roa amby telo-polo taona Jehorama, fony izy vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Roa amby telo-polo taona Jehorama, fony izy vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Roa amby telopolo taona i Jehorama raha nanomboka nanjaka ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 21:5
2 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa roa amby telopolo taona ny andro niainan-dReo, dia niteraka an’i Saroga izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra