2Tantara 20:27 - Baiboly Katolika27 Izay vao niainga amin-kafaliana ny lehilahy rehetra amin’i Jodà sy i Jerosalema notarihin’i Jôsafata hiverina any Jerosalema, fa nofenoin’i Iaveh hafaliana ny amin’ny fahavalony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Dia niverina ny lehilahy rehetra amin’ny Joda sy Jerosalema ary nitarika azy tamin’ny fifaliana hankany Jerosalema indray i Josafata, fa NY TOMPO nampifaly azy ny amin’ny fahavalony. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA27 Ny mponin’i Jerosalema sy ny Jodeanina hafa rehetra izay teo ambany fitarihan’i Jôsafata dia niainga hiverina any Jerosalema indray tamim-pifaliana, satria ny TOMPO efa nampifaly azy fony nafahany tamin’ny fahavalony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Ny mponin’i Jerosalema sy ny Jodeanina hafa rehetra izay teo ambany fitarihan’i Jôsafata dia niainga hiverina any Jerosalema indray tamim-pifaliana, satria ny TOMPO efa nampifaly azy fony nafahany tamin’ny fahavalony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Koa dia niverina ny lehilahy rehetra amin’ny Joda sy Jerosalema, ary Josafata nitarika azy hankany Jerosalema indray tamin’ny fifaliana, fa Jehovah nampifaly azy ny amin’ny fahavalony. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Koa dia niverina ny lehilahy rehetra amin'ny Joda sy Jerosalema, ary Josafata nitarika azy hankany Jerosalema indray tamin'ny fifaliana, fa Jehovah nampifaly azy ny amin'ny fahavalony. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache27 Dia niverina ny lehilahy rehetra amin’ny Joda sy Jerosalema ary nitarika azy tamin’ny fifaliana hankany Jerosalema indray i Josafata, fa NY TOMPO nampifaly azy ny amin’ny fahavalony. Jereo ny toko |
Tamin’izany andro izany, dia notendrena ny olona hitandrina ny efitrano fitahirizana, hasiana ny fanatitra voatokana, ny voaloham-bokatra, ny fahafolon-karena; ary nasaina nangonin’izy ireo, avy any amin’ny faritanin’ny isan-tanàna, ny anjaran’ny mpisorona sy ny Levita voadidin’ny lalàna, fa nahafaly an’i Jodà ny nahita ireo mpisorona sy Levita, samy eo amin’ny anjara toerany avy,