2Tantara 20:23 - Baiboly Katolika23 Ny taranak’i Amôna sy i Moaba nitsangana nanohitra ny mponina any an-tendrombohitra Seira hamono sy handringana an’ireo; nony tapitra naringana ny mponina any an-tendrombohitra Seira dia izy samy izy indray no nifanampy nifandringana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Dia nitsangana ny taranak’i Amona sy i Moaba ka namely ny avy any an-tendrombohitra Seìra ary namono sy nandringana azy; nony voaringany ny mponina tany Seìra dia nifandringana ihany koa izy samy izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 Nitsangana ny Hamônita sy Môabita hamely ny Edômita, ka namono nahafaty sy nandringana azy; ary nony voaringan’izy roa tonta ny Edômita, dia izy samy izy kosa avy eo no nifandringana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Nitsangana ny Hamônita sy Môabita hamely ny Edômita, ka namono nahafaty sy nandringana azy; ary nony voaringan’izy roa tonta ny Edômita, dia izy samy izy kosa avy eo no nifandringana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Dia nitsangana ny taranak’i Amona sy Moaba namely ny avy any an-tendrombohitra Seïra ka namono sy nandringana azy; ary nony voaringany ny mponina tany Seïra, dia nifandringana kosa izy samy izy ihany. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Dia nitsangana ny taranak'i Amona sy Moaba namely ny avy any an-tendrombohitra Seira ka namono sy nandringana azy; ary nony voaringany ny mponina tany Seira, dia nifandringana kosa izy samy izy ihany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache23 Dia nitsangana ny taranak’i Amona sy i Moaba ka namely ny avy any an-tendrombohitra Seìra ary namono sy nandringana azy; nony voaringany ny mponina tany Seìra dia nifandringana ihany koa izy samy izy. Jereo ny toko |