2Tantara 18:4 - Baiboly Katolika4 Dia hoy i Jôsafata tamin’ny mpanjakan’i Israely: «Miangavy anao aho hanontany izay tenin’i Iaveh ankehitriny.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Hoy anefa i Josafata tamin’ny mpanjakan’ny Israely: Miangavy anao aho, anontanio aloha ny tenin’NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Mbola niteny tamin’ny mpanjakan’i Israely indray i Jôsafata ka nanao hoe: –Mba anontanio aloha ny tenin’ny TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Mbola niteny tamin’ny mpanjakan’i Israely indray i Jôsafata ka nanao hoe: –Mba anontanio aloha ny tenin’ny TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary hoy Josafata tamin’ny mpanjakan’ny Isiraely: Masìna hianao, anontanio aloha ny tenin’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary hoy Josafata tamin'ny mpanjakan'ny Isirady; Masìna ianao, anontanio aloha ny tenin'i Jehovah. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Hoy anefa i Josafata tamin’ny mpanjakan’ny Israely: Miangavy anao aho, anontanio aloha ny tenin’NY TOMPO. Jereo ny toko |