Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 18:18 - Baiboly Katolika

18 Hoy kosa i Mikea: «Henoy àry ny tenin’i Iaveh: Izaho efa nahita an’i Iaveh mipetraka amin’ny seza fiandrianany, ary ny tafiky ny lanitra rehetra dia eo ankavanany sy eo ankaviany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Ary hoy i Mikaia: Henoy ary ny tenin’NY TOMPO: Nahita NY TOMPO nipetraka teo amin’ny sezafiandrianany aho, ary ny tafiky ny lanitra manontolo dia nijoro teo amin’ny ankavanany sy teo amin’ny ankaviany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

18 Ary hoy indray i Mikaià: –Henoy àry ny tenin’ny TOMPO. Hitako nipetraka teo amin’ny sezafiandrianany manko ny TOMPO; ary ireo anjeliny rehetra any an-danitra nijoro teo ankavanany sy teo ankaviany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Ary hoy indray i Mikaià: –Henoy àry ny tenin’ny TOMPO. Hitako nipetraka teo amin’ny sezafiandrianany manko ny TOMPO; ary ireo anjeliny rehetra any an-danitra nijoro teo ankavanany sy teo ankaviany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Ary hoy Mikaia: Henoy ary ny tenin’i Jehovah: Nahita an’i Jehovah nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany aho, ary ireo maro be rehetra any an-danitra nitsangana teo amin’ny ankavanany sy teo amin’ny ankaviany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Ary hoy Mikaia: Henoy ary ny tenin'i Jehovah: Nahita an'i Jehovah nipetraka teo amin'ny seza fiandrianany aho, ary ireo maro be rehetra any an-danitra nitsangana teo amin'ny ankavanany sy teo amin'ny ankaviany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Ary hoy i Mikaia: Henoy ary ny tenin’NY TOMPO: Nahita NY TOMPO nipetraka teo amin’ny sezafiandrianany aho, ary ny tafiky ny lanitra manontolo dia nijoro teo amin’ny ankavanany sy teo amin’ny ankaviany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 18:18
17 Rohy Ifampitohizana  

Ka hoy izy nahita ireo: «Tobin’Andriamanitra ity;» dia nataony hoe Mahanaîma ny anaran’izany fitoerana izany.


Dia hoy ny mpanjakan’i Israely tamin’i Jôsafata: «Tsy efa voalazako taminao va, fa tsy mba milaza soa ho ahy io, fa ny loza ihany!»


Ary hoy i Iaveh: Iza no hanambaka an’i Akaba hiakarany any Ramôta any Galaada sy ho faty any izy?


Mihainoa ny tenin’i Iaveh, ry mpitsaran’i Sôdôma; mitongilàna sofina amin’ny lalàn’ny Andriamanitsika, ry vahoak’i Gômôra.


Koa mihainoa ny tenin’i Iaveh ianareo, ry olona mpananihany, lehiben’ny vahoaka eto Jerosalema.


Dia hoy i Izaia tamin’i Ezekiasa: «Henoy ny tenin’i Iavehn’ny tafika:


Ataovy hoe: Mihainoa ny tenin’i Iaveh ianareo, mpanjakan’i Jodà sy mponina ao Jerosalema. Izao no tenin’i Iavehn’ny tafika, Andriamanitr’i Israely: Indro hoentiko ho amin’ity fitoerana ity ny loza hampangintsingintsina ny sofin’izay mandre azy:


Mihainoa ny tenin’i Iaveh, ry taranak’i Jakôba, mbaminareo rehetra, fianakavian’ny taranak’i Israely.» Izao no lazain’i Iaveh:


Henoy anefa ny tenin’i Iaveh, ry Sedesiasa, mpanjakan’i Jodà! Izao no lazain’i Iaveh aminao: Tsy ho fatin-tsabatra ianao,


Koa ankehitriny, mihainoa ny tenin’i Iaveh ianao: Hoy ianao hoe: ‹Aza maminany ny hamelezana an’i Israely; ary aza miteny ny hamelezana ny taranak’i Isaaka!...›


Ary ralehilahy izay teo amin’ny mirta, niteny nanao hoe: Ireo no nirahin’i Iaveh hitety ny tany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra