Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -

2Tantara 10:3 - Baiboly Katolika

3 dia niverina avy any Ejipta izy ka nampanalain’ny olona. Tamin’izay, dia nanatona i Jerôbôama sy i Israely rehetra ka niteny tamin-dRôbôama nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Ary nandefa iraka haka azy ny olona. Dia tonga i Jeroboama sy ny Israely rehetra ka niteny tamin’i Rehoboama hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

3 Nisy olona nirahina haka azy ary tonga izy mbamin’ny Israelita tavaratra rehetra, ka niteny tamin-dRehabohama hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Nisy olona nirahina haka azy ary tonga izy mbamin’ny Israelita tavaratra rehetra, ka niteny tamin-dRehabohama hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Ary naniraka naka azy ny olona. Dia tonga Jeroboama sy ny Isiraely rehetra ka niteny tamin-dRehoboama hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Ary naniraka naka azy ny olona. Dia tonga Jeroboama sy ny Isiraely rehetra ka niteny tamin-dRehoboama hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Ary nandefa iraka haka azy ny olona. Dia tonga i Jeroboama sy ny Israely rehetra ka niteny tamin’i Rehoboama hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

2Tantara 10:3
3 Rohy Ifampitohizana  

dia nampanalain’ny olona. Tamin’izay i Jerôbôama sy ny fiangonan’i Israely rehetra, dia nanatona ka niteny tamin’i Rôbôama nanao hoe:

Nony nandre izany i Jerôbôama zanak’i Nabata, izay mbola tany Ejipta, fa tany no nandosirany an’i Salômôna mpanjaka,

«Irainao dia nampitondra jioga mavesatra anay, ka ankehitriny hamaivano ny fanompoana mafy nampitondrain-drainao anay sy ny jioga mavesatra nanindriany anay, dia hanompo anao izahay.»

Araho izahay:

dokam-barotra

dokam-barotra