2Samoela 4:1 - Baiboly Katolika1 Nony ren’ny zanaka lahin’i Saola fa hoe maty i Abnera, tao Hebrôna, dia niraviravy tanana izy ary kivy ratsy i Israely rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Nony ren’ny zanakalahin’i Saoly fa maty tany Hebrona i Abnera dia niraviravy tanana izy ary raiki-tahotra ny Israely rehetra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA1 Rehefa ren’i Isbôsèta zanakalahin’i Saoly fa maty tany Hebrôna i Abinera, dia niraviravy tanana izy, ary ketraka ny Israelita rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Rehefa ren’i Isbôsèta zanakalahin’i Saoly fa maty tany Hebrôna i Abinera, dia niraviravy tanana izy, ary ketraka ny Israelita rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY nony ren’ny zanakalahin’i Saoly fa maty tany Hebrona Abnera, dia niraviravy tànana izy, ary raiki-tahotra ny Isiraely rehetra. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary nony ren'ny zanakalahin'i Saoly fa maty tany Hebrona Abnera, dia niraviravy tanana izy, ary raiki-tahotra ny Isiraely rehetra. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Nony ren’ny zanakalahin’i Saoly fa maty tany Hebrona i Abnera dia niraviravy tanana izy ary raiki-tahotra ny Israely rehetra. Jereo ny toko |