Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Samoela 3:2 - Baiboly Katolika

2 Niteraka lahy maro i Davida tao Hebrôna; i Amôna naterak’i Akinôama avy any Jezraela no lahimatoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Niteraka zazalahy tao Hebrona i Davida. I Amnona no lahimatoany, tamin’i Ahinoama jezirelita;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

2 Zanakalahy maro no naterak’i Davida tao Hebrôna. Ny voalohany tamin’izany dia i Amnôna zanany tamin’i Ahinôhama avy any Jizrehela;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Zanakalahy maro no naterak’i Davida tao Hebrôna. Ny voalohany tamin’izany dia i Amnôna zanany tamin’i Ahinôhama avy any Jizrehela;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Ary Davida niteraka zazalahy tao Hebrona: koa Amnona, tamin’i Ahinoama Jezirelita, no lahimatoany;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Ary Davida niteraka zazalahy tao Hebrona: koa Amnona, tamin'i Ahinoama Jezirelita, no lahimatoany;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Niteraka zazalahy tao Hebrona i Davida. I Amnona no lahimatoany, tamin’i Ahinoama jezirelita;

Jereo ny toko dika mitovy




2Samoela 3:2
6 Rohy Ifampitohizana  

Ondry aman’omby sesehena no an’ilay mpanan-karena;


Nony afaka efa-taona dia hoy i Absalôma tamin’ny mpanjaka: «Raha sitrakao, avelao kely aho ho any Hebrôna, hanefa ny voady nataoko tamin’i Iaveh.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra