Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Samoela 2:2 - Baiboly Katolika

2 Dia niakatra tany i Davida mbamin’ny vadiny roa, i Akinôama avy any Jezraela sy i Abigaila avy any Karmela, ilay novinadin’i Nabala.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Dia niakatra nankany i Davida mbamin’ny vadiny roa, dia i Ahinoama jezirelita sy i Abigaila, ilay novadin’i Nabala karmelita.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

2 Dia nankany i Davida niaraka tamin’ny vadiny roa, dia i Ahinôhama avy any Jizrehela sy i Abigaîla vady navelan’i Nabala avy any Karmela.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Dia nankany i Davida niaraka tamin’ny vadiny roa, dia i Ahinôhama avy any Jizrehela sy i Abigaîla vady navelan’i Nabala avy any Karmela.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Dia niakatra nankany Davida mbamin’ny vadiny roa, dia Ahinoama Jezirelita sy Abigaila, ilay novinadin’i Nabala Karmelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Dia niakatra nankany Davida mbamin'ny vadiny roa, dia Ahinoama Jezirelita sy Abigaila, ilay novinadin'i Nabala Karmelita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Dia niakatra nankany i Davida mbamin’ny vadiny roa, dia i Ahinoama jezirelita sy i Abigaila, ilay novadin’i Nabala karmelita.

Jereo ny toko dika mitovy




2Samoela 2:2
5 Rohy Ifampitohizana  

I Keleaba naterak’i Abigaila avy any Karmela, ilay novinadin’i Nabala, no lahiaivo; i Absalôna, zanak’i Maakà, zanaka vavin’i Tolmaia, mpanjakan’i Gesora, no fahatelo;


Dia nitoetra teo amin’i Akisa, tany Geta i Davida sy ny olony, samy nomban’ny fianakaviany avy, ary nomba an’i Davida izy roa vavy, dia i Akinôama avy any Jezraela, sy i Abigaila avy any Karmela, ilay novinadin’i Nabala.


lasan-ko babo mbamin’izy roa vavy, vadin’i Davida, dia i Akinôama avy any Jezraela, sy i Abigaila avy any Karmela, ilay novinadin’i Nabala.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra