Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Samoela 12:3 - Baiboly Katolika

3 fa ondrivavy kely anankiray novidiny no mba an’ilay mahantra. Nompiany izy ka nitombo tao aminy niaraka tamin’ny zanany, nihinana tamin’ny mofony, nisotro tamin’ny kapoakany, natory teny an-trotroany, ary nataony toy ny zanany vavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 fa ilay mahantra kosa dia tsy nanana na inona na inona afa-tsy zanak’ondrivavy kely iray monja izay novidiny; nokolokoloiny tsara io ka nitombo teo aminy sy ny zanany; sombiny tamin’ny sakafon-dRalehilahy no nohaniny, ary tamin’ny kapoakany no nisotroany, sady notrotroiny teo an-tratrany izy ka nataony toy ny zanany vavy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

3 fa ilay mahantra kosa tsy nanana afa-tsy ondrivavikely iray izay novidiny. Nofahanany tsara izy io, ka niara-nitombo tamin’ireo zanany tao aminy. Ny sakafo fihinan’ilay mahantra no nihinanany; ny ronono fisotrony no nisotroany; ary teo akaikiny no nampatoriany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 fa ilay mahantra kosa tsy nanana afa-tsy ondrivavikely iray izay novidiny. Nofahanany tsara izy io, ka niara-nitombo tamin’ireo zanany tao aminy. Ny sakafo fihinan’ilay mahantra no nihinanany; ny ronono fisotrony no nisotroany; ary teo akaikiny no nampatoriany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 fa ilay malahelo kosa tsy nanana na inona na inona afa-tsy zanak’ondry vavy kely iray monja izay novidiny; ary nokolokoloiny tsara io ka nitombo teo aminy sy ny zanany; fa tamin’ny hanin-kelin-dralehilahy no nihinanany, ary tamin’ny kapoakany no nisotroany, sady notrotroiny teo an-tratrany izy ka nataony toy ny zanani-vavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 fa ilay malahelo kosa tsy nanana na inona na inona afa-tsy zanak'ondry vavy kely iray monja izay novidiny; ary nokolokoloiny tsara io ka nitombo teo aminy sy ny zanany; fa tamin'ny hanin-kelin-dralehilahy no nihinanany, ary tamin'ny kapoakany no nisotroany, sady notrotroiny teo an-tratrany izy ka nataony toy ny zananivavy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Samoela 12:3
6 Rohy Ifampitohizana  

Nasain’i Davida nanontaniana hoe: «Iza io vehivavy io?» ka izao no nolazain’ny olona azy: «Io no Betsabea, zanaka vavin’i Eliama, vadin’i Oria, Heteanina.»


Ondry aman’omby sesehena no an’ilay mpanan-karena;


Nanam-bahiny kosa ilay mpanan-karena, nefa tsy nety naka tamin’ny ondriny na ny ombiny izy hanamboatra sakafo ho an’ilay vahiny tonga tao aminy; fa ny ondrivavin’ilay mahantra no nalainy sy namboariny, ho an’ilay olona tonga tao aminy.»


Aza mino izay sakaiza ianareo, na matoky izay ifankazarana indrindra: na eo anatrehan’ilay mandry eo am-pofoanao aza dia tano ny teny ao am-bavanao!


Raha mitaona anao mangingina ny rahalahinao zanaky ny reninao, na ny zanakao lahy, na ny zanako vavy, na ny vehivavy izay am-pofoanao, na ny sakaiza toy ny ainao, ka manao hoe: Andeha isika hanompo andriamani-kafa, dia andriamanitra tsy fantatrao na ny razanao akory,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra