1Korintiana 8:5 - Baiboly Katolika5 Na dia maro aza no antsoina hoe andriamanitra, na any an-danitra, na etỳ an-tany (mova tsy ny misy Andriamanitra maro sy Tompo maro), Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Fa na dia misy aza lazaina hoe andriamanitra, na any an-danitra, na etỳ an-tany, toy ny hoe misy andriamanitra maro sy tompo maro, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Na dia misy aza izay atao hoe andriamanitra any an-danitra sy etỳ an-tany – toy ny misy andriamanitra maro sy tompo maro, – Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Na dia misy aza izay atao hoe andriamanitra any an-danitra sy etỳ an-tany – toy ny misy andriamanitra maro sy tompo maro, – Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Fa na dia misy aza atao hoe andriamanitra, na any an-danitra, na etỳ an-tany (toy ny misy andriamanitra maro sy tompo maro); Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Fa na dia misy aza atao hoe andriamanitra, na any an-danitra, na etỳ an-tany (toy ny misy andriamanitra maro sy tompo maro); Jereo ny toko |