1Korintiana 7:8 - Baiboly Katolika8 Izao no lazaiko amin’ny tsy manam-bady sy ny vehivavy maty vady: Tsara aminy ny mitoetra toa ahy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Fa hoy aho amin’ny tsy manambady sy ny mpitondratena: Tsara aminy raha mitoetra tahaka ahy izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Fa hoy aho amin’ny olona tsy manambady sy ny vehivavy mpitondratena: tsara ho anareo ny mitoetra ho tokan-tena tahaka ahy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Fa hoy aho amin’ny olona tsy manambady sy ny vehivavy mpitondratena: tsara ho anareo ny mitoetra ho tokan-tena tahaka ahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Fa hoy izaho amin’ny tsy manam-bady sy ny mpitondratena kosa: Tsara aminy raha mitoetra tahaka ahy izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Fa hoy izaho amin'ny tsy manam-bady sy ny mpitondratena kosa: Tsara aminy raha mitoetra tahaka ahy izy. Jereo ny toko |